Nomery 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hangalako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin-dry zareo. Dia hanampy anao hitondra ny vahoaka ry zareo, amin’izay tsy ianao irery no hitondra an’izany enta-mavesatra izany.+
17 Fa hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hangalako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin-dry zareo. Dia hanampy anao hitondra ny vahoaka ry zareo, amin’izay tsy ianao irery no hitondra an’izany enta-mavesatra izany.+