-
Deoteronomia 22:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Raha misy lehilahy sendra mahita tovovavy virjiny mbola tsy fofombadin’olona, ary misambotra azy ka manao firaisana aminy ary hitan’ny olona izy roa,+ 29 dia hanome volafotsy 50 sekely ho an’ny rain’ilay tovovavy ilay lehilahy nanao firaisana taminy. Ary ho lasa vadiny ilay tovovavy+ satria efa nataony afa-baraka, ka tsy azony isarahana mandritra ny androm-piainany.
-