-
Genesisy 34:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy i Sekema tamin’ny rain’ilay tovovavy sy ny anadahiny: “Mba tanteraho re ny faniriako e, fa homeko anareo izay angatahinareo amiko. 12 Afaka mitaky vodiondry lafo be amiko ianareo, sady afaka mangataka fanomezana faran’izay lafo vidy,+ fa vonona aho hanome an’izay teneninareo. Fa mba omeo ho vadiko fotsiny ilay ankizivavy iny.”
-
-
Eksodosy 22:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “Raha misy lehilahy manadala tovovavy virjiny mbola tsy manana fofombady ary manao firaisana aminy, dia tsy maintsy mandoa vodiondry izy mba hakana azy ho vady.+
-