FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nanompo an’i* Balan’i Peora ny Israely,+ ka tezitra be tamin’izy ireo i Jehovah.

  • 1 Mpanjaka 18:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Dia hoy i Elia tamin’izy ireo: “Sambory ireo mpaminanin’i Bala ireo! Aza avela hisy ho afa-mandositra na iray aza!” Koa nosamborin’ny olona avy hatrany izy ireo, ka nentin’i Elia nidina nankany amin’ny reniranon’i* Kisona,+ dia novonoiny tany.+

  • 1 Korintianina 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy izany, fa ny tiako holazaina dia hoe izay atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra.+ Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara