Salamo 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy izay ampijalina ianao,+Mba tsy hampatahotra azy ireo intsony ny olombelona mety maty, dia ny olona etỳ an-tany.+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+
18 Hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy izay ampijalina ianao,+Mba tsy hampatahotra azy ireo intsony ny olombelona mety maty, dia ny olona etỳ an-tany.+
4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+