FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 24:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Aza ambakaina ny mpikarama sahirana sady mahantra, na rahalahinao izy na vahiny mipetraka ao an-tanànanao,* eo amin’ny taninao.+ 15 Tokony homenao azy amin’iny andro iny ihany ny karamany,+ alohan’ny hilentehan’ny masoandro, fa sahirana izy ka iny karamany iny no antoky ny ainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao, ka ho fahotana ho anao izany.+

  • Jeremia 22:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hahita loza izay manorina trano nefa manao ny tsy marina,

      Ary manao efitra ambony nefa manao ny tsy rariny.

      Mampiasa olona izy nefa miasa maina fotsiny izy ireny,

      Fa tsy omeny karama.+

  • Malakia 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ho avy hitsara anareo aho, ka ho avy haingana hijoro ho vavolombelona hiampanga ny mpilalao ody,+ ny mpanitsakitsa-bady, ny olona mianiana lainga,+ ny mpanambaka an’izay mpiasa karamainy,+ ny mpanambaka mpitondratena sy kamboty ray,+ ary izay tsy mety manampy ny* hafa firenena.+ Tsy matahotra ahy ireny”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara