Ohabolana 22:22, 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza robaina ny mahantra satria hoe mahantra izy,+Ary aza ampijalina eo am-bavahadin’ny tanàna ny madinika.+23 Fa i Jehovah mihitsy no hiady ho an’ireny any amin’ny fitsarana,+Sy hamono an’izay manambaka azy. Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+
22 Aza robaina ny mahantra satria hoe mahantra izy,+Ary aza ampijalina eo am-bavahadin’ny tanàna ny madinika.+23 Fa i Jehovah mihitsy no hiady ho an’ireny any amin’ny fitsarana,+Sy hamono an’izay manambaka azy.
4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+