Ohabolana 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+
31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+
4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+