FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Enin-taona ianao no hamafy voa eo amin’ny sahanao, ary enin-taona ianao no handrantsana ny voalobokao, sy hanangona ny vokatry ny tany.+ 4 Fa hisy sabata fialan-tsasatra tanteraka ho an’ilay tany kosa amin’ny taona fahafito, ho sabata ho an’i Jehovah. Aza amafazana voa ny sahanao, ary aza rantsanana ny voalobokao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara