Deoteronomia 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ianao no hotahina indrindra amin’ny firenena rehetra.+ Hanan-janaka daholo na ny lehilahy na ny vehivavy eo aminao, na ny biby fiompinao.+ Deoteronomia 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Hotahina ny zanakao+ sy ny vokatry ny taninao ary ny zanaky ny biby fiompinao, na ny zanak’ombinao izany na ny zanak’ondrinao.+
14 Ianao no hotahina indrindra amin’ny firenena rehetra.+ Hanan-janaka daholo na ny lehilahy na ny vehivavy eo aminao, na ny biby fiompinao.+
4 “Hotahina ny zanakao+ sy ny vokatry ny taninao ary ny zanaky ny biby fiompinao, na ny zanak’ombinao izany na ny zanak’ondrinao.+