Eksodosy 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy hisy vehivavy ho afa-jaza na tsy hiteraka, ao amin’ny taninao.+ Ary hataoko ela velona ianao.* Deoteronomia 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ary hataon’i Jehovah lasa be dia be ny zanakao sy ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao,+ eo amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razambenao hoe homena anao.+ Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
26 Tsy hisy vehivavy ho afa-jaza na tsy hiteraka, ao amin’ny taninao.+ Ary hataoko ela velona ianao.*
11 “Ary hataon’i Jehovah lasa be dia be ny zanakao sy ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao,+ eo amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razambenao hoe homena anao.+