Deoteronomia 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary manomboka izao dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona rehetra eny ambanin’ny lanitra, rehefa maheno ny momba anao. Dia hitebiteby sy hihorohoro* izy ireo noho ny aminao.’+ Josoa 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy izy tamin’izy roa lahy: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay.+ Kivy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity satria ho avy ianareo.+
25 Ary manomboka izao dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona rehetra eny ambanin’ny lanitra, rehefa maheno ny momba anao. Dia hitebiteby sy hihorohoro* izy ireo noho ny aminao.’+
9 Hoy izy tamin’izy roa lahy: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay.+ Kivy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity satria ho avy ianareo.+