27 “Mbola tsy tonga any akory ianao, dia efa hataoko matahotra ahy daholo ny fahavalonao,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra miady aminao. Ary hataoko resinao ny fahavalonao rehetra ka handositra anao.*+
25 Ary manomboka izao dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona rehetra eny ambanin’ny lanitra, rehefa maheno ny momba anao. Dia hitebiteby sy hihorohoro* izy ireo noho ny aminao.’+
25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo.