-
Eksodosy 16:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Vao niteny tamin’ny vahoakan’Israely manontolo i Arona, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+
-
-
Nomery 16:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Tamin’ilay nivondrona hanohitra an’i Mosesy sy Arona ny vahoaka, dia nitodika tany amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, dia io fa nanarona ny tranolay ny rahona, ary niseho ny voninahitr’i Jehovah.+
-