-
Eksodosy 30:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hazo akasia no hanaovanao an’ireo bao, ary hopetahanao takela-bolamena izany.
-
-
1 Tantara 15:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Avy eo dia nentin’ny Levita tamin’ny bao filanjana ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra, ka nataony teo an-tsorony.+ Izany mantsy no baikon’i Mosesy, araka ny tenin’i Jehovah.
-