-
1 Mpanjaka 8:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Lava be ireo bao+ ka tazana ny tendrony raha avy eo amin’ny Masina, eo anoloan’ny efitra anatiny indrindra. Tsy tazana avy any ivelany kosa ireo bao ireo. Ary mbola ao ireo hatramin’izao.
-