FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa hoy izy roa lahy: “Niresaka taminay ny Andriamanitry ny Hebreo. Koa mba te handeha lalana telo andro mankany an-tany efitra re izahay e, mba hanao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitray!+ Raha tsy izany mantsy, dia hamely anay amin’ny aretina izy na amin’ny sabatra.”

  • Eksodosy 10:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa hoy i Mosesy: “Ianao mihitsy no hanome anay* biby hatao sorona sy fanatitra dorana, ary hanolotra an’izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+ 26 Hiaraka aminay koa ny biby fiompinay. Tsy misy azo ajanona na biby* iray aza, satria avy amin’ireny no hakanay hatao fanatitra hanompoana an’i Jehovah Andriamanitray. Mbola tsy fantatray koa izay hatolotray ho an’i Jehovah raha tsy efa tonga any izahay.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara