FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 37:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Avy eo dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny fitaovana napetraka teo ambonin’ilay latabatra, izany hoe ny vilia, ny kaopy, ary ny vilia baolina sy ny zinga handrarahana ny fanatitra zava-pisotro.+

  • Nomery 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Hamelatra lamba manga eo ambonin’ny latabatry ny mofo aseho+ koa izy ireo, ka hataony eo ambonin’io ny vilia, ny kaopy, ny vilia baolina, ary ny zingan’ny fanatitra zava-pisotro.+ Tokony ho eo ambonin’ilay latabatra foana ny mofo,+ izay fanatitra atolotra tsy tapaka.

  • 1 Mpanjaka 7:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Nataon’i Solomona ny fitaovana rehetra ho an’ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena; ny latabatra+ volamena fametrahana ny mofo aseho;

  • 1 Mpanjaka 7:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 ny kovetabe, ny famonoan-jiro,+ ny vilia baolina, ny kaopy,+ ny fitondrana afo,+ izay samy volamena tsy misy fangarony; ary ny savily ho an’ny varavaran’ny trano anatiny,+ izany hoe ny Masina Indrindra, sy ho an’ny varavaran’ny tempoly,+ izay samy volamena.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara