Levitikosy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Dia halain’i Arona ny fitondrana afo,+ izay efa feno vainafo avy eo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Haka emboka manitra voatoto tsara eran’ny tanan-droa+ koa izy, ary hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+
12 “Dia halain’i Arona ny fitondrana afo,+ izay efa feno vainafo avy eo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Haka emboka manitra voatoto tsara eran’ny tanan-droa+ koa izy, ary hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+