-
Eksodosy 36:24-26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary nanao faladiany volafotsy 40 izy nitsatohan’ny rafitra 20, ka faladiany roa no nitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no nitsatohan’ny rafitra tsirairay.+ 25 Nanao rafitra 20 koa izy ho an’ny lafiny ilany amin’ny tranolay, dia ny lafiny avaratra. 26 Ary nanamboatra faladiany volafotsy 40 izy, ka faladiany roa no nitsatohan’ny rafitra iray, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no nitsatohan’ny rafitra tsirairay.
-