FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Manamboara faladiany volafotsy 40+ hitsatohan’ny rafitra 20: Faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.+ 20 Manaova rafitra 20 ho an’ny lafiny ilany amin’ny tranolay, dia ny lafiny avaratra. 21 Manamboara koa faladiany volafotsy 40, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara