Nomery 3:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ny taranak’i Merary no niandraikitra sy nanara-maso ny rafitry+ ny tranolay, ny barany,+ ny andry,+ ny faladia itsatohany, ny fitaovany rehetra,+ ary izay rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana mifandray amin’ireny.+
36 Ny taranak’i Merary no niandraikitra sy nanara-maso ny rafitry+ ny tranolay, ny barany,+ ny andry,+ ny faladia itsatohany, ny fitaovany rehetra,+ ary izay rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana mifandray amin’ireny.+