-
Eksodosy 12:35, 36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Ary nataon’ny Israelita izay nasain’i Mosesy nataon’izy ireo, ka nangataka zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena tamin’ny Ejipsianina izy ireo sady nangataka akanjo.+ 36 Dia nataon’i Jehovah nahazo sitraka tamin’ny Ejipsianina ny vahoaka, ka nomen’izy ireo azy izay nangatahiny. Koa nataon’ny Israelita fongana ny fananan’ny Ejipsianina.+
-
-
Eksodosy 36:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ary nopetahany takela-bolamena ireo rafitra, ary nanamboatra tahony boribory volamena nitsofohan’ireo barany izy. Nopetahany takela-bolamena koa ireo barany.+
-