-
Eksodosy 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary hataoko mahazo sitraka amin’ny Ejipsianina ny vahoakako, ka tsy handeha tanam-polo+ mihitsy ianareo rehefa miala any.
-
-
Eksodosy 11:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Koa ilazao ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra eo amin’ny vahoaka mba hangataka zavatra vita amin’ny volafotsy sy volamena amin’ny mpiray tanàna aminy.”+
-