FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Eksodosy 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hangataka zavatra vita amin’ny volafotsy sy volamena ny vehivavy tsirairay, sady hangataka akanjo. Hangataka izany amin’ny mpiray tanàna aminy sy amin’ny vehivavy mipetraka ao an-tranony izy. Dia ampanaovy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy izany, ary hataonareo fongana ny fananan’ny Ejipsianina.”+

  • Eksodosy 12:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nataon’ny Israelita izay nasain’i Mosesy nataon’izy ireo, ka nangataka zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena tamin’ny Ejipsianina izy ireo sady nangataka akanjo.+ 36 Dia nataon’i Jehovah nahazo sitraka tamin’ny Ejipsianina ny vahoaka, ka nomen’izy ireo azy izay nangatahiny. Koa nataon’ny Israelita fongana ny fananan’ny Ejipsianina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara