FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 36:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia nanao ridao izy,+ ka kofehy manga sy volonondry volomparasy sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy. Ary noravahany sarina kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.+ 36 Dia nanao andry efatra vita tamin’ny hazo akasia izy hihantonan’ilay ridao, ka nopetahany takela-bolamena ireo andry. Ary volamena ireo faraingo teo aminy. Dia nandrendrika volafotsy izy mba hatao faladiany efatra hitsatohan’ireo andry.

  • Lioka 23:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 satria tsy nazava ny masoandro. Ary triatra nizara roa teo afovoany+ ilay ridao tao amin’ny toerana masina.+

  • Hebreo 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hebreo 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tao ambadik’ilay ridao faharoa+ kosa no nisy an’ilay efitra nantsoina hoe Masina Indrindra.+

  • Hebreo 10:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara