FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Napetrany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana, ny alitara fanaovana fanatitra dorana.+ Amin’izay dia afaka manolotra ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha eo ambonin’ilay alitara izy, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.

  • 2 Tantara 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nanao ny alitara varahina izy,+ ka 20 hakiho ny lavany, 20 hakiho ny sakany, ary 10 hakiho ny haavony.

  • Hebreo 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Manana alitara isika, ary tsy manana fahefana hihinana eo izay manao fanompoana masina ao amin’ny tranolay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara