-
Levitikosy 10:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nipenimpenina nitady an’ilay osy natao fanatitra noho ny ota i Mosesy,+ ka hitany fa efa nodorana ilay izy. Koa tezitra tamin’i Eleazara sy Itamara zanakalahin’i Arona sisa tavela izy, ka niteny hoe:
-