-
Nomery 4:46, 47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Nosoratan’i Mosesy sy Arona ary ny mpiadidy teo amin’ny Israely ny anaran’ireo Levita rehetra ireo, ka nataony araka ny fianakaviany sy araka ny fianakaviambeny izany. 47 Ary 30 ka hatramin’ny 50 taona izy ireo. Voatendry hanompo sy hitondra an’ireo fitaovan’ny tranolay fihaonana+ izy rehetra.
-