FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Tokony hotendrenao hiandraikitra ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona+ ny Levita, sady hiandraikitra ny fitaovana rehetra sy ny zava-drehetra miaraka amin’ilay izy.+ Izy ireo no hitondra ny tranolay sy ny fitaovana rehetra ao,+ ary izy ireo no hanompo ao.+ Ary tokony hitoby manodidina ny tranolay+ izy ireo.

  • Nomery 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hatolotr’i* Arona eo anatrehan’i Jehovah ny Levita, ho fanatitra ahetsiketsika+ avy amin’ny Israelita. Ary hanao ny fanompoana an’i Jehovah+ izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara