2 “Ento i Arona sy ny zanany lahy,+ ny akanjo,+ ny menaka masina fanosorana,+ ny omby atao fanatitra noho ny ota, ny ondrilahy roa, ary ny harona fasiana mofo tsy misy lalivay.+
5Alaina avy amin’ny olona ny mpisoronabe, ary tendrena hanompo an’Andriamanitra+ mba hahasoa ny olona. Amin’izay izy ho afaka hanolotra fanomezana sy sorona noho ny ota.+