FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ireto avy ny akanjo hamboarin’izy ireo: Saron-tratra,+ efoda,+ akanjo tsy misy tanany,+ akanjo lava karôkarô, satroka lamba,*+ ary fehikibo lamba.+ Hanamboatra an’ireo akanjo masina ireo ho an’i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy izy ireo, mba ho afaka hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako i Arona.

  • Eksodosy 39:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia nentin’izy ireo tany amin’i Mosesy ny tranolay masina+ niaraka tamin’ny lamban’ilay izy+ sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy: Ny faraingo kely,+ ny rafitra,+ ny barany,+ ny andry sy ny faladiany hitsatohany;+

  • Eksodosy 39:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 ny akanjo tsara tenona hoentina manompo ao amin’ny toerana masina, sy ny akanjo masina ho an’i Arona mpisorona,+ ary ny akanjon’ireo zanany lahy mba hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara