FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 39:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nanao mason-drojo volamena roa izy ireo avy eo, ka nasiany iray avy ny zorony roa ambany tamin’ilay saron-tratra, teo amin’ny sisiny anatiny mifampikasika amin’ny efoda.+ 20 Nanao mason-drojo volamena roa hafa koa izy ireo, dia nataony teo anoloana amin’ilay efoda izany, teo ambanin’ireo lamban-tsoroka roa, teo akaikin’ny fitambaran’ny efoda, teo ambonin’ilay fehikibo vita tenona. 21 Ary nafatotr’izy ireo tamin’ny kofehy manga ny saron-tratra, ka nafatony avy teo amin’ny mason-drojon’ny saron-tratra nankeo amin’ny mason-drojon’ny efoda. Amin’izay ilay saron-tratra dia hipetraka tsara eo amin’ny efoda, eo ambonin’ilay fehikibo vita tenona, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara