-
Eksodosy 28:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tokony hitovy amin’ny zavatra hanamboarana an’ilay efoda ny hanamboarana ny fehikibo vita tenona,+ izay hakambana aminy mba hamatorana tsara azy. Ireto avy izany: Kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.
-