FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 8:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia nampanatoniny ilay ondrilahy faharoa, izay atao sorona mba hanendrena mpisorona.*+ Ary nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany lahy.+ 23 Novonoin’i Mosesy ilay ondry ary nakany ny rany, dia nataony teo amin’ny ravintsofin’i Arona ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana. 24 Avy eo dia nasain’i Mosesy nanatona ireo zanakalahin’i Arona, ary nasiany ra ny ravintsofin’izy ireo ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana. Ny ambin’ilay ra kosa nafafiny teo amin’ny lafiny rehetra tamin’ilay alitara.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara