FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Aorian’izay, dia alaivo ilay ondrilahy anankiray. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany lahy.+ 20 Dia vonoy ilay ondry, ary akao ny rany ka ataovy eo amin’ny ravintsofina ankavanan’i Arona sy ny zanany, sy eo amin’ny ankiben-tanany ankavanana, ary ny ankiben-tongony ankavanana. Ary afafazo eo amin’ny lafiny rehetra amin’ilay alitara ny ra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara