Eksodosy 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy anefa i Mosesy tamin’i Jehovah: “Ny Israelita aza ange tsy nihaino ahy e!+ Koa ahoana moa no hihainoan’i Farao ahy? Izaho aza sahirana rehefa miteny!”*+ Nomery 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary i Mosesy no be fandeferana indrindra,+ tamin’ny olona rehetra* teto an-tany. Jeremia 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy anefa aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tsy mahay mandaha-teny aho+ fa mbola zaza.”*+ Asan’ny Apostoly 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina i Mosesy, ary tena nisy lanjany ny zavatra nolazainy sady nahavita zavatra niavaka* izy.+
12 Hoy anefa i Mosesy tamin’i Jehovah: “Ny Israelita aza ange tsy nihaino ahy e!+ Koa ahoana moa no hihainoan’i Farao ahy? Izaho aza sahirana rehefa miteny!”*+
6 Hoy anefa aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tsy mahay mandaha-teny aho+ fa mbola zaza.”*+
22 Koa nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina i Mosesy, ary tena nisy lanjany ny zavatra nolazainy sady nahavita zavatra niavaka* izy.+