22 “Dia alaivo ny tavin’ilay ondry, izany hoe ny rambony matavy, ny taviny manarona ny tsinainy, ny jabora eo amin’ny atiny, ny voany roa sy ny taviny eo amboniny,+ ary ny feny ankavanana. Io mantsy ny ondrilahy atao sorona mba hanendrena mpisorona.+