-
Nomery 12:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nidina tao anatin’ny andry rahona àry i Jehovah.+ Nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy, ka niantso an’i Arona sy Miriama. Dia nandroso izy mianadahy.
-
-
1 Mpanjaka 8:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tsy nahavita nanohy ny fanompoany izy ireo noho ilay rahona, satria feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranon’i Jehovah.+
-