FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy, satria nijanona teo ambonin’izy io ilay rahona, ary feno ny voninahitr’i Jehovah ilay tranolay.+

  • Ezekiela 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niakatra avy teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nankeo amin’ny tokonam-baravaran’ilay trano. Dia lasa feno rahona tsikelikely ilay trano,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah namirapiratra ny tokotany.

  • Ezekiela 43:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niditra teo amin’ilay vavahady mitodika miantsinanana ny voninahitr’i Jehovah, ka nankao amin’ilay tempoly.*+

  • Ezekiela 44:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nentiny niditra teo amin’ny vavahady avaratra aho, mba hankeo anoloan’ny tempoly. Rehefa nijery aho, dia hitako fa feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempolin’i Jehovah.+ Koa niankohoka tamin’ny tany aho.+

  • Asan’ny Apostoly 7:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara