FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 38:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary ny volafotsy avy tamin’ireo olona voasoratra anarana teo anivon’ny fiangonana, dia nilanja 100 talenta sy 1 775 sekely, araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina.*

  • Nomery 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Samoela 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanenina+ anefa i Davida rehefa voaisany ny vahoaka, ka nanameloka azy ny fony.* Niteny tamin’i Jehovah àry i Davida hoe: “Tena nanao fahotana lehibe+ aho tamin’iny zavatra nataoko iny. Mba avelao re ny fahadisoan’ny mpanomponao,+ Jehovah ô! Fa nanao hadalana be mihitsy+ aho.”

  • 2 Samoela 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely àry i Jehovah nanomboka ny maraina ka hatramin’ny fotoana voatondro. Dia 70 000 no maty+ hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara