FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 130:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,

      Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô?

  • Hosea 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Miverena amin’i Jehovah ka milazà aminy hoe:

      ‘Mba avelao ny fahadisoanay+ ary mba ekeo izay tsara avy aminay,

      Dia hidera anao izahay ka ho toy ny fanatitra vantotr’ombilahy ny fiderana ataon’ny molotray!*+

  • 1 Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika, dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny fanao ratsy rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara