-
Daniela 9:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Enga anie ianao mba hanongilan-tsofina ka hihaino, ry Andriamanitro ô! Mba sokafy ny masonao ka jereo tsara fa rava ilay tanàna nantsoina tamin’ny anaranao. Fa tsy noho izahay nanao ny tsara no italahoanay aminao, fa noho ianao be famindram-po.+
-