FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Fantatro tsara fa izany no izy.

      Hanana ny rariny ve anefa ny olombelona mety maty raha miady amin’Andriamanitra eo amin’ny fitsarana?+

  • Salamo 130:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,

      Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô?

  • Mpitoriteny 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Romanina 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy misy olona* hambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra àry raha hoe mankatò lalàna fotsiny,*+ satria natao fotsiny hahafantarana tsara ny atao hoe ota ny lalàna.+

  • Galatianina 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 ary fantatsika fa izay olona mino an’i Jesosy Kristy+ ihany no ambara hoe marina,+ fa tsy izay mankatò lalàna.* Dia nino an’i Kristy Jesosy isika, mba hambara hoe marina satria mino an’i Kristy fa tsy hoe mankatò lalàna. Fa tsy hisy olona* hambara hoe marina satria fotsiny hoe mankatò lalàna.+

  • 1 Jaona 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha miteny isika hoe: “Mbola tsy nanota isika”, dia manao azy ho mpandainga, ary tsy ao am-pontsika ny teniny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara