2 Tantara 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanao koveta folo hisasana koa izy, ka ny dimy nataony teo ankavanana ary ny dimy teo ankavia.+ Ao amin’ireo ny mpisorona no hanasa ny zavatra ampiasaina amin’ny fanatitra dorana,+ fa ilay Ranomasina kosa natao hisasany.+
6 Nanao koveta folo hisasana koa izy, ka ny dimy nataony teo ankavanana ary ny dimy teo ankavia.+ Ao amin’ireo ny mpisorona no hanasa ny zavatra ampiasaina amin’ny fanatitra dorana,+ fa ilay Ranomasina kosa natao hisasany.+