FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy, tatỳ aoriana: “Teneno i Arona hoe: ‘Atsory ilay tananao mitazona tehina, ka ataovy eo ambonin’ny renirano sy ny lakandranon’i Neily ary ny honahona. Dia ampiakaro ho eny amin’ny tany Ejipta ny sahona.’”

  • Eksodosy 17:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandehana eo anoloan’ny vahoaka, ary ento miaraka aminao ny anti-panahy vitsivitsy eo amin’ny Israely. Ary ento eny an-tananao ilay tehina nikapohanao ny Reniranon’i Neily,+ dia mandehana. 6 Fa hitsangana eo anatrehanao, eo ambony vatolampy ao Horeba, aho. Kapohy ilay vatolampy, dia hisy rano hivoaka avy ao ka hisotro amin’izany ny vahoaka.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.

  • Nomery 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro+ teo ny vahoaka sy ny biby fiompiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara