Filipianina 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hampanaovina akanjo fotsy+ àry izay mandresy.+ Dia tsy hovonoiko* ao amin’ny bokin’ny fiainana mihitsy ny anarany,+ fa hekeko eo anatrehan’ny Raiko sy eo anatrehan’ny anjeliny hoe fantatro ny anarany.+
5 Hampanaovina akanjo fotsy+ àry izay mandresy.+ Dia tsy hovonoiko* ao amin’ny bokin’ny fiainana mihitsy ny anarany,+ fa hekeko eo anatrehan’ny Raiko sy eo anatrehan’ny anjeliny hoe fantatro ny anarany.+