-
Nomery 11:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manangòna 70 lahy amin’ny anti-panahin’ny* Israely, dia izay fantatrao hoe anti-panahy sady mpifehy eo amin’ny vahoaka.+ Ento mankeo amin’ny tranolay fihaonana ry zareo, dia asaivo mijoro miaraka aminao eo. 17 Fa hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hangalako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin-dry zareo. Dia hanampy anao hitondra ny vahoaka ry zareo, amin’izay tsy ianao irery no hitondra an’izany enta-mavesatra izany.+
-
-
Nomery 12:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nidina tao anatin’ny andry rahona àry i Jehovah.+ Nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy, ka niantso an’i Arona sy Miriama. Dia nandroso izy mianadahy.
-