Eksodosy 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo, mifanaraka amin’izany teny rehetra izany.”+ Deoteronomia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+
8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo, mifanaraka amin’izany teny rehetra izany.”+
13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+