-
Eksodosy 32:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka ny ampitson’iny: “Efa nanao fahotana lehibe ianareo. Koa hiakatra ho any amin’i Jehovah aho izao mba hahitako raha afaka mangataka famelan-keloka ho anareo aho.”+
-